Information à propos de "Basikety-" :
Basikety – “Acnoa”: hiakatra kianja anio ny Ankoay
Basikety – N1A : hifanandrina voalohany ny USJFM sy ny GNBC
Basikety-“Game of the Future” : niainga omaly ny Malagasy delegasiona
Basikety- Acnoa: miravaka volamena ny Ankoay, lahy sy vavy
Basikety-Game on 3×3 : tompondaka teo amin'ny “Tir” i Olivio
Basikety 3×3-“World Tour”: hisolontena ny Malagasy ireo nanao JIOI
Basikety – N1A lahy sy vavy: hifaninana ny faritra afovoany
Basikety – OQT Debrecen : hiofana any Serbie ny Ankoay 3×3
Basikety 3×3 – “OQT Debrecen 2024” : ratsy toerana ny ekipa malagasy, Ankoay
Basikety 3×3 : noraofin'ny Malagasy ny medaly volamena roa
Basikety-“All Step”: mampiseho ny tanjany hatrany ny LSFX
Basikety : hilalao ao amin'ny ALM Evreux i Sitraka
Basikety”Road to BAL” : voalohany ao amin'ny vondrona E ny Cospn
Basikety: hilalao ao amin'ny Lamelo Ball i Donovan
Basikety – “Mondial U19/3×3”: halefan'ny Canal + manontolo ny lalaon'ny Ankoay
Basikety-Donovan : « Mahay i Etazonia saingy azo resena »
Basikety-Mpilalao U19: hisy handrafitra ny ekipa nasionaly amin'ny JIOI
Basikety-BAL Elites 16: hifandona amin'ny City Oilers Ouganda ny Cospn, anio
Basikety-3×3 Africa Cup: hanana solontena i Madagasikara
Misaona ny tontolon'ny basikety: nodimandry Robertson Dalton (Joma)
Basikety-Fanomanana ny JIOI : hitsapa ny Cospn sy ny GNBC i Mayotte
Basikety – «Mondial U19» : ho mpifanandrina amin'ny Ankoay ny Bekintana
Basikety – “BAL Elites 16”: Amerikanina roa hanampy ny Cospn
Basikety 3×3-Alley Hoop: hifarana ny 1 marsa ny fisoratana anarana
Basikety-“World Cup 3×3” : mila mandresy ny Ankoay anio
Basikety-BAL Elites 16: resy fanindroany ny Cospn
Basikety – Alley Hoop 3×3 : raikitra ny fifaninanana ho an'ny U20
Fetiben'ny basikety-Tanà Ville: hafana ny fanokafana ny taona 2023
Basikety-N1B (L) : tompondaka ny Cosfa Analamanga
Basikety – JIOI 2023 : hanofana ny Malagasy mpilalao i Naoufal Uariachi
Basikety-“Africa North” : hitsara ny « Nations League » i Tojonirina
Basikety-BWB GLOBAL CAMP 2023: mpilalao 40 voalohany mendrika eran-tany i Mathias M'Madi